Teny iditra mifandinika (dinika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miara-mamotopototra ny amin' ny antonanton-draharaha iray: Nifandinika momba ny fanambadian' ny ankizy izahay roa tonta [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifandinika
nifandinika
hifandinika
mifandiniha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14