Teny iditra | mifanditra (ditra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miady vava, mifamaly, mifanjihitra: Mifanditra lalandava izy roa lahy ireo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To contend, to contest, to quarrel, to dispute [1.2] | ||||||||
To quarrel, to dispute [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se quereller, se disputer [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |