Teny iditra | mifandraika (raika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity [1.1] | ||||||
[1.1] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Having resemblance, similar, like; lit. leaning towards one another. [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mifandraidraika | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |