Teny iditra mifandrozana (rozana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mifanara-kevitra, tsy mifanaraka; (raharaha) misavorovoro [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifandrozana
nifandrozana
hifandrozana

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/19