Teny iditra mifanelanelana (elanelana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra na olona roa karazana, ka tsy atao misesy ny iray karazana fa sisihana ilay karazany faharoa mifandimbidimby aminy: Ataovy mifanelanelana ny mpianatra kilasy fahadimy sy fahenina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifanelanelana
nifanelanelana
hifanelanelana

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14