Teny iditra | 1 mifanerana |
Fototeny | 2 erana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin' ny lohanao io satroka io fa vidio Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin' ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 fanaremany, mifanerana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |