Teny iditra mifangeja (geja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 189)]
Ohatra Mampiseho izany fa tsy eo amin'ny samy foko ihany no itrangan' ny saranga mifangeja, fa ao anatin'izy ireny tsirairay avy koa. [Razafiarivony: Harivolana, takila 78]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02