Teny iditra mifanilika (ilika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 269)]
Endriteny 
mifanilika
mifanilika
hifanilika
Ohatra Ankehitriny, ny BIANCO, ny ONI ary ny ministeran' ny Fitsarana dia mifanilika andraikitra. [SeFaFi , 2011/07/09]

2017/04/02