Teny iditra | 1 mifanindran-dalana |
Fototeny | 2 indra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1] |
Tovy hevitra | 5 mifanindrana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |