Teny iditra | 1 mifanindry |
Fototeny | 2 tsindry |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 s'empiler, se chevaucher [1.13] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Tovy hevitra | 11 mifampitaingina, mifanongoa |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mifanindry io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |