|
|
|
|

Teny iditra1  mifanitsa-kitro
Singan-teny  2  mifanitsaka, kitro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana olona tafavory be dia be, tsy tambo isaina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to trample on each other's ankles; to be crowded together
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se marcher sur les chevilles; être dans une foule serrée
Tovy hevitra  7  miady kitro

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04