Teny iditra | 1 mifanitsaka |
Fototeny | 2 hitsaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mifanosy ny tongotra: Aza mifanitsaka, rankizy, fa mipetraha tsara Mitsangana maro amin' ny toerana ety, mifanety, mifanizina: Nifanitsaka mihitsy ny mpijery hira gasy, fa nalaza ilay tarika nilalao. (Ny fiteny matetika amin' ity hevitra ity dia hoe: mifanitsa-kitro) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to trample on each other, to be crowded together |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] se marcher sur les pieds, être en foulé serrée |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |