|
|
|
|

Teny iditra1  mifanitsa-kitro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana olona tafavory be dia be, tsy tambo isaina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to trample on each other's ankles; to be crowded together
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] se marcher sur les chevilles; être dans une foule serrée
Singan-teny  6  mifanitsaka, kitro
Tovy hevitra  7  miady kitro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10