Teny iditra mifanitsa-kitro
Singan-teny mifanitsaka ; kitro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana olona tafavory be dia be, tsy tambo isaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To trample on each other's ankles; to be crowded together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se marcher sur les chevilles; être dans une foule serrée [1.8]
Tovy hevitra miady kitro

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04