Teny iditra mifanitsy (hitsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Aligné [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanitsy
Ny lasa : nifanitsy
Ny hoavy : hifanitsy
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20