Teny iditra | 1 mifanizina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 hizina |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Tery dia tery ka mifanety aoka izany |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] to be crowded close together |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] être serrés les uns contre les autres |
Ohatra |
10 [2.472] Nifandimbiasany natao toy izany ilay toerana, farany lavaka lalina no teo, ary noraisiny avy any, mohara anankiray feno tapa-kazo mifanizina ary mifehy vakam-potsy.
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |