|
|
|
|

Teny iditra1  mifanka~
Sokajin-teny  2  tovona
Fanazavàna teny malagasy  3  Tovona ambaratonga faharoa enti-manao matoan-teny milaza fifamalian' asa raha manomboka amin' ny maha ny matoan-teny tsotra: mahita -> mifankahita, mahalala -> mifankahalala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  prefix used to form the reciprocal of manka- verbs, as: mifankahàla (mankahala, hala), to hate each other [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  préfixe qui traduit les expressions françaises réciproquement, mutuellement, l'un l'autre, les uns les autres, l'un à l'autre, les uns aux autres, et forment des verbes indiquant la réciprocité [1.107]
6  préfixe de la forme réciproque des verbes en manka- [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31