|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifankahala
Fototeny  2  hala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Samy tsy tia ny ankilany avy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to hate one another
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#442] se haïr mutuellement
7  [1.107] se détester réciproquement
Ohatra  8  Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. [1.437#]
9  Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296#]
Voambolana  10  Ontam-po
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  mifankahalà
Fototeny  16  hala
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifankahala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]

Fivaditsoratra  20  ifankahalam, mifankahala, mifankahalà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20