Teny iditra mifankahazo (azo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy azon' ny anankiray izay tian' ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba
¶ Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mifankahazo
nifankahazo
hifankahazo
mifankahazoa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31