Teny iditra mifankahazo (azo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Azon' ny anankiray izay tian' ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba
Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifankahazo
Ny lasa : nifankahazo
Ny hoavy : hifankahazo
Filaza mandidy : mifankahazoa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19