|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifankahita
Fototeny  2  hita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany
Ohatra  5  Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita. [2.529]
6  Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany! [2.499]
7  Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  mifankahi
Fototeny  14  hita
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifankahita [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18  ifankahitam, mifankahità, mifankahita

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08