|
|
|
|

Teny iditra1  mifankalala
Fototeny  2  lala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to know one another
Ohatra  5  Ary mahatsara fa mifankalala tsara amin' izany, koa dia hevero indray izany. [2.366]
6  Tanàna kely moa Ambatomainty nisy anay, ka nifankalala daholo ny mponina ao aminy. [2.4]
7  mifankalala ny vadinao sy iroa tovolahy nosinambotray ka injao izy fa mifampiresaka sy mifampanontany ery tsy nahataitra an'i fandrava izany. [2.895#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11