Teny iditra mifanolaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Enti-milaza ny olon-droa ka midrikina tsy mety manao fa miandry ny namany hanao azy nefa ny anankiray koa dia tsy hanao koa, mifanilaka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31