Teny iditra (1/3) | 1 mifanolotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifampikasika: Nifanolotra angaha ny tranonareo taloha? mifanakaiky |
Fototeny | 4 olotra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 mifanolotra |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Mifanome: Nifanolotra peratra izy ireo |
Fototeny | 12 tolotra |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 16 mifañolotra |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.78] [Tanala]
mifanila |
Fivaditsoratra | 19 mifañolotra, mifanolotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/24 |
![]() |