|
|
|
|

Teny iditra1  mifanondro
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tondro
Kamban-teny rehetra 
Ohatra  5  [2.245#82] Zavatra tsy niainan' ny Antakay fahiny ny mifanondro molotra raha misy raharaha niaraha-nanao
6  [2.895#63] Mifampijery sy mifanondro molotra mandrakariva ireo jiolahy rehefa mihodina azy ity lehibeny voa ny an'ialahy isany, hoy ny iray

Fivaditsoratra  7  mifanondro, nifondroam

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10