Teny iditra mifanongotra (ongotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mifanongotra
mifanongotr'
mifanongo-
mifanongotry
nifanongotra
nifanongotr'
nifanongo-
nifanongotry
hifanongotra
hifanongotr'
hifanongo-
hifanongotry
Ohatra Izy roa ilay mila hifanongo-bolo isan' andro iny, indreo mifampisakambina sy tsara resaka ery. [Andraina: I Vola, takila 8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31