Teny iditra | 1 mifanontona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany |
Fototeny | 4 tontona |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mifanontona io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |