Teny iditra (1/2) | 1 mifanosona |
Fototeny | 2 sosona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mifanosòna |
Fototeny | 10 sosona |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanosona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fivaditsoratra | 14 manonofisa, mifanosòna, mifanosona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |