Teny iditra | 1 mifanoto |
Fototeny | 2 toto |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#735] Se battre à coups de corne se dit aussi des destins qui sont contraires l’un à l’autre |
Ohatra |
5 Ny omby iray fahitra sy ny ondry iray fisoko tompokolahy, tsy mba misy miady sy mifanoto akory; [2.587#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mifanoto io |
Fivaditsoratra | 12 fotoanim, mifanoto |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |