Teny iditra | 1 mifanoto rahona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] To be in confusion, running here and there. |
Singan-teny | 5 mifanoto, rahona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |