Teny iditra | mifanoto rahona | |
Singan-teny | mifanoto ; rahona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana Enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To be in confusion, running here and there. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |