Teny iditra | 1 mifantsitsitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miporitika mitoraka mahitsy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] To gush out, as water from a syringe. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] jaillir |
Fototeny | 6 fantsitsitra |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 10 mitangirika, mitifika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |