Teny iditra |
mifantsona
(fantsona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fandre afa-tsy amin' ilay fombam-piteny hoe: "indray mifantsona": indray mandeha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To milk from the udder into the mouth. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mifantsona |
Ny lasa : |
nifantsona |
Ny hoavy : |
hifantsona |
Filaza mandidy : |
mifantsòna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mifantsòna
(fantsona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifantsona
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
|