Teny iditra mifaraingo (faraingo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mifeloka ny lohakeliny: Alaovy amin' ity vy mifaraingo ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be curved like a hook [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay être en crochet [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20