|
|
|
|

Teny iditra1  mifarombaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mifanesika hanao asa, haka zavatra, hiteny: Nifarombaka naka ny baolina ny mpilalao ka nisy naratra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#156] Se précipiter plusieurs à la fois pour prendre quelque chose, s’empresser plusieurs à la fois pour faire un travail, se presser plusieurs à la fois pour parler: Nifarombaka ny voan-kazo ny ankizy (Les enfants se précipitèrent sur les fruits) ~ Nifarombaka ny borizany mba haka ny entany (Les porteurs se précipitèrent pour prendre leurs paquets) ~ Nifarombaka naka vary tany an-tsaha izy rehetra (Ils s’empressaient tous d’aller chercher le riz à la rizière) ~ Nifarombaka mba handaha-teny izy telo lahy (Ils se pressaient tous les trois pour prendre la parole
Fototeny  5  farombaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  mifamboraka, mifarombaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21