Teny iditra mifaroratra (faroratra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miroritra, mihalava, maditidity: Hita terý am-paravodilanitra nisy rahona fotsy nifaroratra nanakona ny masoandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of anything that is thick, like honey or treacle. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifaroratra
Ny lasa : nifaroratra
Ny hoavy : hifaroratra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20