Teny iditra | mifatra (fatra) | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voafatra: Vary folo mifatra no vokatray tamin' ity taona ity [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Measured. [1.2] | ||||||||
Teny iditra | mifatra (fatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To swear. (Prov.) See fanta. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | famitra, mafitra, mifatra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |