Teny iditra | 1 mifendrofendro |
Fototeny | 2 fendrofendro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mifararemotra, na miketron-tarehy sady manganohano toa te hitomany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be distorted in the features, to make a wry face, to pout, to be whining, to be evil-looking. 6 [1.7] to be on the point of weeping (especially of facial expression) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] être sur le point de pleurer (se dit de traits du visage); pleurnicher |
Ohatra |
8 Sady mbola nifendrofendro hitomany izy no nampandroso azy rehetra hiditra ny trano. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mifendrofendro io |
Fivaditsoratra | 14 fendrofendroim, mifendrofendro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |