|
|
|
|

Teny iditra1  mifetra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misy fetrany: Mifetra ny hafaliana rehetra eto an-tany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] limited, bounded, under restraint; fig. to take an oath.
Fototeny  5  fetra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  atrefim, fametry, mifetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21