Teny iditra | 1 mifetsaka |
Fototeny | 2 fetsaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to tumble down, to fall, to strike against, to hit. |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 mifetsaka, mitsefaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |