Teny iditra mifezafeza (fezafeza)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza erỳ ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra ny hidaboka iny raha vao hotsofin' ny rivotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05