Teny iditra | mifezaka (fezaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisaka: Mifezaky ny hanoanana izany ny kiboko [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Shrunk, as the stomach from great hunger; meagre, lean, starved. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | famezaky, mifezaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |