Teny iditra mifia-dranomaso (fiaka, rano, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to cry continually. [Richardson 1885]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31