|
|
|
|

Teny iditra1  mifia-dranomaso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to cry continually.
Singan-teny  5  mifiaka, ranomaso
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mifia-dranomaso io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07