Teny iditra (1/3) | 1 mifindra |
Fototeny | 2 findra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to remove, to change place, to migrate 6 [1.7] to move, to change place |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] changer de place, se mouvoir |
Ohatra |
8 Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 17 mifindra |
Fototeny | 18 findra |
Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.2] to be contagious. |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 22 mifindrà |
Fototeny | 23 findra |
Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifindra [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
26 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.3] |
Fivaditsoratra | 28 ifindram, mifindrà, mifindra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |