|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifinjifinjy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mivihivihy: Misy maharary an' ity zaza ity angamba fa mifinjifinjy erý izy rehefa mivalan-drano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to shudder, to quake from pain or fear.
Fototeny  5  finjifinjy
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mifinjifinjy
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Tery dia tery: Mifinjifinjy loatra iny akanjonao iny ka esory fa sao mankarary anao
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.7] to fit tighly (of clothing)
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.8] être collant (se dit des vêtements)
Fototeny  15  finjifinjy
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07