Teny iditra | 1 mifioka |
Fototeny | 2 fioka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandefa feo mafy toa sioka eny am-panidinana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] To hiss, to whiz, to make a hissing noise, as a whip to whistle, as the wind through a roof, to snort like a bull. to beat, to flog to grow thin. 6 [1.7] to whistle, as a whip, etc |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] donner un sifflement, comme l'air agité par un fouet; siffler |
Ohatra |
8 Raha nisy faritra noheveriny ho mbola tsy madio tsara, tsy niteny izy fa nifioka ny karavasy dia notondroiny ilay faritra. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |