Teny iditra mifiry (firy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizara firy?: Hatao mifiry ity ampalibe ity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] into how many parts does it divide? [Richardson 1885]
Endriteny 
mifiry
nifiry
hifiry
Teny mitovy hevitra mamiry

2012/08/02