Teny iditra (1/2) | 1 mifoaba |
Fototeny | 2 foaba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitrerona, minaonaona foana, mikafara foana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mifoabà |
Fototeny | 10 foaba |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifoaba [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fivaditsoratra | 14 mifoabà, mifoaba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |