Teny iditra (1/2) | 1 mifody |
Fototeny | 2 fody |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miverina amin' ny tompony voalohany, amin' ny mpivarotra nividianana azy: Ny entana lafo tsy mifody intsony ato Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mifody lava io vavolombelona io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to return to the original owner; to back out of a bargain |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] revenir au premier marchand, ou au premier maître, se dédire, rompre un contrat 7 [1.8] revenir au premier maître; se dédire, rompre un contrat |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 mifody |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Sihanaka]
mirindrina, mikatona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |